plt_tn/psa/020/009.md

432 B

Yaveh o, vonjeo ny mpanjaka

Ireo mety ho dika-teny dia 1) ny vahoaka miantso an'Andriamanitra hiaro ny mpanjaka (UDB) na 2) ny mpanjaka manohy miteny momba azy amin'ny mpisolo anarana fahatelo.

ny mpanjaka; ampio izahay raha miantso

Misy amin'ireo fandikan-teny mahatakatra ny Hebreo amin'ny fahasamihafana. Misy mandika izany ho ny vahoaka miteny amin'i Yaveh ho mpanjakany. DH: "Mpanjaka o, ampio izahay raha miantso Anao"