# Yaveh o, vonjeo ny mpanjaka Ireo mety ho dika-teny dia 1) ny vahoaka miantso an'Andriamanitra hiaro ny mpanjaka (UDB) na 2) ny mpanjaka manohy miteny momba azy amin'ny mpisolo anarana fahatelo. # ny mpanjaka; ampio izahay raha miantso Misy amin'ireo fandikan-teny mahatakatra ny Hebreo amin'ny fahasamihafana. Misy mandika izany ho ny vahoaka miteny amin'i Yaveh ho mpanjakany. DH: "Mpanjaka o, ampio izahay raha miantso Anao"