plt_tn/psa/019/009.md

601 B

mahitsy avokoa

"marina tanteraka"

Sarobidy mihoatra noho ny volamena izany ... mamy noho ny tantely

Ireo didin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe azo vidiana izany ary andraman-tsiro. DH: "Raha afak mividy izany ianao, dia ho sarobidy lavitra mihoatra ny volamena izany ... raha afaka manandran-tsiro ianao, dia ho mamy kokoa mihoatra ny tantely izany"

eny mihoatra ny volamena tena tsara aza

Ny teny "manan-danja" dia azo ampiana ao amin'ny fandikan-teny. DH: "eny manan-danja kokoa mihoatra ny volamena tena tsara marobe"

volamena tena tsara

"volamena tsy miharo" na "volamena lafo vidy"