plt_tn/psa/019/009.md

16 lines
601 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mahitsy avokoa
"marina tanteraka"
# Sarobidy mihoatra noho ny volamena izany ... mamy noho ny tantely
Ireo didin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe azo vidiana izany ary andraman-tsiro. DH: "Raha afak mividy izany ianao, dia ho sarobidy lavitra mihoatra ny volamena izany ... raha afaka manandran-tsiro ianao, dia ho mamy kokoa mihoatra ny tantely izany"
# eny mihoatra ny volamena tena tsara aza
Ny teny "manan-danja" dia azo ampiana ao amin'ny fandikan-teny. DH: "eny manan-danja kokoa mihoatra ny volamena tena tsara marobe"
# volamena tena tsara
"volamena tsy miharo" na "volamena lafo vidy"