|
# ny fanahy ... ny fo ... ny maso
|
|
|
|
Ireo teny rehetra ireo dia manondro ny tenan'ny olona manontolo. DH: "olona"
|
|
|
|
# ny tsotra
|
|
|
|
"ireo izay tsy manana traikefa" na "ireo izay tsy mbola nianatra"
|
|
|
|
# mahitsy
|
|
|
|
"marina" na "mety"
|
|
|
|
# mitondra fahazavana
|
|
|
|
"mitondra fahazavan-tsaina"
|