# ny fanahy ... ny fo ... ny maso Ireo teny rehetra ireo dia manondro ny tenan'ny olona manontolo. DH: "olona" # ny tsotra "ireo izay tsy manana traikefa" na "ireo izay tsy mbola nianatra" # mahitsy "marina" na "mety" # mitondra fahazavana "mitondra fahazavan-tsaina"