plt_tn/psa/018/040.md

731 B

Nampiamboho ny vozon'ireo fahavaloko ho ahy Ianao

Izany dia maneho fandresena eo amin'ireo fahavalon'ny olona iray. DH: "nanome ny fandresena eo amin'ireo fahavaloko"

noringaniko izay nankahala ahy

"nandavo izay nankahala ahy aho" na "nopotehiko tanteraka izay nakahala ahy"

fa tsy novaliany

Izany dia midika fa tsy nanome famonjena mihitsy Yaveh. DH: "fa tsy novonjeny"

Nopotehiko ho manify toy ny vovoka anoloan'ny rivotra izy ireo

Ireo fahavalon'ny mpanao salamo dia ampitahaina amin'ny vovoka hampisehoana fa lavo tanteraka izy ireo.

Natsipitsipiko toy ny fotaka eny an-dalana izy ireo

Ireo fahavalon'ny mpanao salamo dia ampitahaina amin'ny fotaka eny an-dalana mba hampisehoana fa lavo tanteraka izy ireo.