plt_tn/psa/018/037.md

768 B

Nopotehiko izy ireo

"Notorotoroiko izy ireo" na "nopotipotehiko izy ireo"

tsy hahafahany miarina

"tsy afa-mitsangana"

efa lavo tao ambany tongotro izy ireo

Izany fomba fiteny izany dia midika fa efa nandavo ireo fahavalony ny mpanao salamo. DH: "efa nandavo azy rehetra aho"

nametraka hery tato anatiko toy ny fehin-kibo

Ny mpanao salamo miteny fa Yaveh efa nanome azy hery izay manodidina azy sy manohana tahaka ny fehin-kibo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:30

nataonao ambaniko

Ny mpanao salamo eto dia miteny ny tsy fahombiazan'ireo fahavalony toy ny hoe izy mijoro eo ambonin'izy ireo. DH: "mandavo ho ahy Ianao"

izay nitsangana hanohitra ahy

Izany dia manondro ireo izay manohitra ny ilay mpanao salamo. DH: "ireo izay fahavaloko"