plt_tn/psa/016/009.md

16 lines
596 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Davida manohy miresaka amin'Andriamanitra
# Noho izany dia faly ny foko; ravoravo ny fanahiko
Ny mpilaza dia miteny fa mitondra voninahitra ho azy ny fahafahana midera an'Andriamanitra. Ireo fehezanteny roa ireo dia manambara hevitra tena mitovy. DH: "Noho izany dia faly aho; voninahitra ho ahy ny midera Azy" (UDB)
# ny foko
Ny "fo" eto dia maneho ny fisainana sy fihetseham-pon'ny mpanoratra.
# ny fanahiko
Maro amin'ireo dika-teny, ao anatin'izany ny UDB, mandika ny "ny fanahiko" ho ny fon'ny mpanoratra, izay voatahy hifaly noho Andriamanitra.