plt_tn/psa/015/001.md

16 lines
543 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# Iza no afaka honina eo an-tendrombohitrao masina?
"Tendrombohitra masina" eto dia maneho ny tempolin'Andriamanitra. izay any amin'ny tendrombohitra Ziona. DH: "Iza no afa-miaina ao amin'ny tendrombohitrao masina?"
# miteny ny marina amin'ny fony
"miteny amim-pahatsorana"