plt_tn/psa/015/001.md

543 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Iza no afaka honina eo an-tendrombohitrao masina?

"Tendrombohitra masina" eto dia maneho ny tempolin'Andriamanitra. izay any amin'ny tendrombohitra Ziona. DH: "Iza no afa-miaina ao amin'ny tendrombohitrao masina?"

miteny ny marina amin'ny fony

"miteny amim-pahatsorana"