plt_tn/psa/013/003.md

515 B

Jereo aho ary valio,

"Omeo ahy ny fifantohanao ary henoy aho"

Omeo fahazavana ny masoko

Izany dia fomba entina hangatahana hery. DH: "Atanjaho indray aho"

fandrao aho ho renoka ao amin'ny fahafatesana

Ny "renoka ao amin'ny fahafatesana" midika hoe maty.

Ny fahavaloko aza avela hiteny ... mba tsy hahafahan'ny fahavaloko miteny

"Ireo fahavaloko aza avela hilaza momba ahy ... Mba tsy hahafahan'ny fahavaloko milaza momba ahy"

rehefa lavo aho

"rehefa potraka aho" na "rehefa mandavo ahy izy ireo"