# Jereo aho ary valio, "Omeo ahy ny fifantohanao ary henoy aho" # Omeo fahazavana ny masoko Izany dia fomba entina hangatahana hery. DH: "Atanjaho indray aho" # fandrao aho ho renoka ao amin'ny fahafatesana Ny "renoka ao amin'ny fahafatesana" midika hoe maty. # Ny fahavaloko aza avela hiteny ... mba tsy hahafahan'ny fahavaloko miteny "Ireo fahavaloko aza avela hilaza momba ahy ... Mba tsy hahafahan'ny fahavaloko milaza momba ahy" # rehefa lavo aho "rehefa potraka aho" na "rehefa mandavo ahy izy ireo"