forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
899 B
Markdown
28 lines
899 B
Markdown
# ny olon-drehetra miteniteny ... ny olon-drehetra miteny
|
|
|
|
Ireo fisehon'ny "olon-drehetra" roa ireo dia fanasarotana, ampiasaina hanamafisana fa henjana ny olana.
|
|
|
|
# molotra mandoka
|
|
|
|
"fandokafana diso"
|
|
|
|
# fo miroaroa
|
|
|
|
"teny mamitaka"
|
|
|
|
# fongory ireo molotra mpihatsaravelatsihy
|
|
|
|
"atsaharo amin'ny filazana fandokafana fitaka izy ireo"
|
|
|
|
# ny lela rehetra izay manambara zava-dehibe
|
|
|
|
Ny "lela" eto dia maneho fitenenana am-pireharehana. DH: "ny olona rehetra izay mirehareha"
|
|
|
|
# Amin'ny lelanay no hahatonga anay handresy
|
|
|
|
Ny teny hoe "ny lelanay" eto dia maneho ireo teny maro izay tenenin'izy ireo. DH: "Ny filazana teny maro dia hampandresy anay"
|
|
|
|
# iza no afaka ho mpanapaka eo aminay?
|
|
|
|
Ity fanontaniana tsara fipetraka ity dia apetraka hitondra fanamafisana fa izy ireo dia mino fa tsy hisy afaka hanapaka eo aminy. Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "tsy hisy afaka hanapaka eo aminay!"
|