plt_tn/psa/012/002.md

899 B

ny olon-drehetra miteniteny ... ny olon-drehetra miteny

Ireo fisehon'ny "olon-drehetra" roa ireo dia fanasarotana, ampiasaina hanamafisana fa henjana ny olana.

molotra mandoka

"fandokafana diso"

fo miroaroa

"teny mamitaka"

fongory ireo molotra mpihatsaravelatsihy

"atsaharo amin'ny filazana fandokafana fitaka izy ireo"

ny lela rehetra izay manambara zava-dehibe

Ny "lela" eto dia maneho fitenenana am-pireharehana. DH: "ny olona rehetra izay mirehareha"

Amin'ny lelanay no hahatonga anay handresy

Ny teny hoe "ny lelanay" eto dia maneho ireo teny maro izay tenenin'izy ireo. DH: "Ny filazana teny maro dia hampandresy anay"

iza no afaka ho mpanapaka eo aminay?

Ity fanontaniana tsara fipetraka ity dia apetraka hitondra fanamafisana fa izy ireo dia mino fa tsy hisy afaka hanapaka eo aminy. Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "tsy hisy afaka hanapaka eo aminay!"