forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
502 B
Markdown
12 lines
502 B
Markdown
# Fa raha rava ireo fanorenana, inona no azon'ny marina atao?
|
|
|
|
"Ny fototra" eto dia mety manondro lalàna na baiko. Ity fanontaniana tsara fipetraka ity dia apetraka hitondrana fanamafisana. Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy afaka manao na inona na inona ny olo-marina raha tsy faizina rehefa tsy manara-dalàna!"
|
|
|
|
# mijery ny masony, mandinika ny zanak'olombelona
|
|
|
|
Mahafantatra ny zava-mitranga rehetra Yaveh. DH: "Mandinika ny ataon'ny olombelona Izy"
|
|
|
|
# zanak'olombelona
|
|
|
|
"olombelona"
|