plt_tn/psa/011/003.md

502 B

Fa raha rava ireo fanorenana, inona no azon'ny marina atao?

"Ny fototra" eto dia mety manondro lalàna na baiko. Ity fanontaniana tsara fipetraka ity dia apetraka hitondrana fanamafisana. Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy afaka manao na inona na inona ny olo-marina raha tsy faizina rehefa tsy manara-dalàna!"

mijery ny masony, mandinika ny zanak'olombelona

Mahafantatra ny zava-mitranga rehetra Yaveh. DH: "Mandinika ny ataon'ny olombelona Izy"

zanak'olombelona

"olombelona"