plt_tn/psa/010/015.md

541 B

Tapaho ny sandrin'ireo ratsy fanahy sy olon-drats

Ny "sandry" eto dia midika hery. DH: "Poteho ny herin'ny ratsy fanahy sy olon-dratsy" na "Ataovy tsy manan-kery ny ratsy fanahy sy ny olon-dratsy"

ratsy fanahy sy olon-dratsy

Ireo teny ireo dia manana hevitra mitovy. Azonao atao ny mampiasa teny iray hanambarana foto-kevitra roa ireo.

Ataovy tompon'andraikitra izy amin'ireo ratsy nataony

Ny fanaovana olona ho tompon'andraikitra amin'ireo ratsy ataony dia maneho famaizana azy. DH: "Faizo izy amin'ireo zava-dratsy efa nataony"