plt_tn/psa/010/015.md

12 lines
541 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tapaho ny sandrin'ireo ratsy fanahy sy olon-drats
Ny "sandry" eto dia midika hery. DH: "Poteho ny herin'ny ratsy fanahy sy olon-dratsy" na "Ataovy tsy manan-kery ny ratsy fanahy sy ny olon-dratsy"
# ratsy fanahy sy olon-dratsy
Ireo teny ireo dia manana hevitra mitovy. Azonao atao ny mampiasa teny iray hanambarana foto-kevitra roa ireo.
# Ataovy tompon'andraikitra izy amin'ireo ratsy nataony
Ny fanaovana olona ho tompon'andraikitra amin'ireo ratsy ataony dia maneho famaizana azy. DH: "Faizo izy amin'ireo zava-dratsy efa nataony"