plt_tn/psa/010/013.md

609 B

Nahoana no mandà an'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy ary miteny ... "Tsy hihazona ahy ho tompon'andraikitra ianao"?

Mampiasa izany fanontaniana izany ny mpilaza hampisehoana fa malahelo loatra izy satria manao ireo zavatra ireo ny olona ratsy fanahy. DH: "Mandà an'Andriamanitra mandrakariva ny ireo olona ratsy fanahy ary miteny ... 'Tsy hihazona ahy ho tompon'Andraikitra ianao.'"

Tsy hihazona ahy ho tompon'andraikitra ianao

"Tsy hila ahy hilaza aminao ny antony anaovako izao ataoko izao aho." Nyb mihazona olona ho tompon'andraikitra eto dia maneho famaizana azy. DH: "tsy hanafay ahy Ianao"