forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
609 B
Markdown
8 lines
609 B
Markdown
|
# Nahoana no mandà an'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy ary miteny ... "Tsy hihazona ahy ho tompon'andraikitra ianao"?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa izany fanontaniana izany ny mpilaza hampisehoana fa malahelo loatra izy satria manao ireo zavatra ireo ny olona ratsy fanahy. DH: "Mandà an'Andriamanitra mandrakariva ny ireo olona ratsy fanahy ary miteny ... 'Tsy hihazona ahy ho tompon'Andraikitra ianao.'"
|
||
|
|
||
|
# Tsy hihazona ahy ho tompon'andraikitra ianao
|
||
|
|
||
|
"Tsy hila ahy hilaza aminao ny antony anaovako izao ataoko izao aho." Nyb mihazona olona ho tompon'andraikitra eto dia maneho famaizana azy. DH: "tsy hanafay ahy Ianao"
|