plt_tn/psa/009/017.md

689 B

Nomen-damosina

"nolavina"

ny anjaran'ny firenena rehetra izay manadino an'Andriamanitra

"ny toerana hisian'ireo firenen-drehetra izay manadino an'Andriamanitra"

Fa ireo mahantra dia tsy ho adinoina mihitsy

Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "Tsy mba hanadino ny mahantra izany mihitsy Andriamanitra" na "Hahatsiaro ny mahantra Andriamanitra"

ny fanantenan'ny ory koa dia tsy ho very mandrakizay

Ny fanantenana dia lazaina toy ny hoe zavatra azo vakiana na potehina. Ny fanantenana simba dia maneho ireo zavatra izay irarian'ny olona tsy hitranga mihitsy. DH: "ary tsy hanantena mandrakizay ny ory ka tsy misy vokany" na "ary any andro hitranga izay antenain'ny ory"