forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
689 B
Markdown
16 lines
689 B
Markdown
|
# Nomen-damosina
|
||
|
|
||
|
"nolavina"
|
||
|
|
||
|
# ny anjaran'ny firenena rehetra izay manadino an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
"ny toerana hisian'ireo firenen-drehetra izay manadino an'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# Fa ireo mahantra dia tsy ho adinoina mihitsy
|
||
|
|
||
|
Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "Tsy mba hanadino ny mahantra izany mihitsy Andriamanitra" na "Hahatsiaro ny mahantra Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# ny fanantenan'ny ory koa dia tsy ho very mandrakizay
|
||
|
|
||
|
Ny fanantenana dia lazaina toy ny hoe zavatra azo vakiana na potehina. Ny fanantenana simba dia maneho ireo zavatra izay irarian'ny olona tsy hitranga mihitsy. DH: "ary tsy hanantena mandrakizay ny ory ka tsy misy vokany" na "ary any andro hitranga izay antenain'ny ory"
|