plt_tn/psa/007/012.md

293 B

dia handranitra ny sabany Andriamanitra ary hanomana ny tsipìkany ho amin'ny ady

Ao amin'ny andininy faha 12 sy 13, Davida milaza an'Andriamanitra hanapakevitra hanafay ny olona ratsy fanahy toy ny hoe Andriamanitra no mpiady mivonona hiady amin'izy ireo miaraka amin'ny fitaovam-piadiana