forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
293 B
Markdown
4 lines
293 B
Markdown
|
# dia handranitra ny sabany Andriamanitra ary hanomana ny tsipìkany ho amin'ny ady
|
||
|
|
||
|
Ao amin'ny andininy faha 12 sy 13, Davida milaza an'Andriamanitra hanapakevitra hanafay ny olona ratsy fanahy toy ny hoe Andriamanitra no mpiady mivonona hiady amin'izy ireo miaraka amin'ny fitaovam-piadiana
|