plt_tn/psa/007/010.md

277 B

Avy amin'Andriamanitra ny ampingako

Ny teny hoe "ampinga" dia midika ny fiarovan'Andriamanitra

Andriamanitra izay tezitra isan'andro

Ny hoe iza no mahatezitra an'Andriamanitra dia azo ambara mazava tsara. DH: "Andriamanitra izay tezitra amin'ny ratsy fanahy isan'andro"