plt_tn/psa/007/010.md

8 lines
277 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Avy amin'Andriamanitra ny ampingako
Ny teny hoe "ampinga" dia midika ny fiarovan'Andriamanitra
# Andriamanitra izay tezitra isan'andro
Ny hoe iza no mahatezitra an'Andriamanitra dia azo ambara mazava tsara. DH: "Andriamanitra izay tezitra amin'ny ratsy fanahy isan'andro"