plt_tn/psa/005/004.md

341 B

Yaveh mankahala ny olona maherisetra sy mpamitaka

Koa satria Davida eto amin'ity salamo ity dia miresaka amin'Andriamanitra, noho izany dia azo ambara amin'ny hoe "Ianao" ity fehezanteny ity. DH: "Yaveh o, Ianao mankahala ny olona maherisetra sy mpamitaka" na "Yaveh o, Ianao mankahala ny olona izay manao herisetra sy mamitaka ny hafa."