plt_tn/psa/005/004.md

4 lines
341 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Yaveh mankahala ny olona maherisetra sy mpamitaka
Koa satria Davida eto amin'ity salamo ity dia miresaka amin'Andriamanitra, noho izany dia azo ambara amin'ny hoe "Ianao" ity fehezanteny ity. DH: "Yaveh o, Ianao mankahala ny olona maherisetra sy mpamitaka" na "Yaveh o, Ianao mankahala ny olona izay manao herisetra sy mamitaka ny hafa."