plt_tn/psa/002/012.md

16 lines
790 B
Markdown

# Orohy ny zanaka lahy
Mampiseho amin'ny mpanjaka ny vahoaka fa tsy nivadika taminy izy ireo amin'ny alalan'ny fanorohana azy, angamba eo amin'ny tongotra. DH: "Mampisehoa amin'ny zanaka lahy fa tsy mivadika aminy marina ianao" na "Miankohofa amim-panetretena anatrehan'ny zanaka"
# ho faty an-dalana ianao
Mety manondro izany fa ho faty any mihitsy ianao, mialohan'ny hahazoan'ny olona anjara hitsoaka. DH: "Ho faty eo noho eo ianao"
# rehefa mirehitra mandritra ny fotoana fohy ny hatezerany
Ny hatezeran'ny mpanjaka dia azo lazaina koa ho tahaka ny afo izay afaka mandoro. DH: "rehefa miova tampoka ho tezitra izy"
# mitady fialofana ao Aminy
Ny fangatahana fiarovana amin'ny mpanjaka dia lazaina koa hoe mitady fialofana ao aminy. DH: "mangataha amin'ny mpanjaka hiaro azy ireo"