plt_tn/psa/002/006.md

20 lines
736 B
Markdown

# Izaho tenako mihitsy
Yaveh manamafy fa Izy, ary tsy olon-kafa, no efa nanosotra ny mpanjakany.
# nanosotra ny mpanjakako
"nanendry ny mpanjakako hanapaka"
# Hanambara lalàn'i Yaveh iray aho
Ny olona resahana eto dia ny mpanjaka. Azo lazaina mazava tsara izany. DH: "Ny mpanjaka miteny hoe 'Hanambara lalàn'i Yaveh iray aho'"
# Hoy Izy tamiko
"Yaveh niteny tamiko"
# Zanako ianao! Amin'izao andro izao dia tonga rainao Aho
Amin'ny olona marobe eto amin'ny faritry ny tany dia, afaka manapakevitra ny olona raha hanangana anaka ara-panjakana, mba ho mpandovany. Eto Yaveh manangana lehilahy iray ary manao azy ho mpanjakan'Israely. DH: "Hanao anao ho zanako Aho. Amin'ity anio ity ianao dia ho zanako ary Izaho kosa rainao."