plt_tn/psa/002/006.md

736 B

Izaho tenako mihitsy

Yaveh manamafy fa Izy, ary tsy olon-kafa, no efa nanosotra ny mpanjakany.

nanosotra ny mpanjakako

"nanendry ny mpanjakako hanapaka"

Hanambara lalàn'i Yaveh iray aho

Ny olona resahana eto dia ny mpanjaka. Azo lazaina mazava tsara izany. DH: "Ny mpanjaka miteny hoe 'Hanambara lalàn'i Yaveh iray aho'"

Hoy Izy tamiko

"Yaveh niteny tamiko"

Zanako ianao! Amin'izao andro izao dia tonga rainao Aho

Amin'ny olona marobe eto amin'ny faritry ny tany dia, afaka manapakevitra ny olona raha hanangana anaka ara-panjakana, mba ho mpandovany. Eto Yaveh manangana lehilahy iray ary manao azy ho mpanjakan'Israely. DH: "Hanao anao ho zanako Aho. Amin'ity anio ity ianao dia ho zanako ary Izaho kosa rainao."