plt_tn/pro/31/18.md

12 lines
430 B
Markdown

# Mahafantatra
mahita amin'ny fijerena tsara
# mandritra ny alina tontolo ny jirony dia tsy maty
Ilazana ny fiasany maharitra amin'ny alina rehefa maizina izany. Filaza-masaka io: tsy miasa alina tontolo, manomboka ny takariva ka hatramin'ny vao mangiran-dratsy akory izy. DH: "Mandrehitra jiro amin'ny alina izy eo am-piasana"
# ampela
tsorakazo manify na hazo kely misy tendrony maranitra izay ampiasaina hanamboarana tady