plt_tn/pro/31/18.md

430 B

Mahafantatra

mahita amin'ny fijerena tsara

mandritra ny alina tontolo ny jirony dia tsy maty

Ilazana ny fiasany maharitra amin'ny alina rehefa maizina izany. Filaza-masaka io: tsy miasa alina tontolo, manomboka ny takariva ka hatramin'ny vao mangiran-dratsy akory izy. DH: "Mandrehitra jiro amin'ny alina izy eo am-piasana"

ampela

tsorakazo manify na hazo kely misy tendrony maranitra izay ampiasaina hanamboarana tady