plt_tn/pro/31/13.md

20 lines
574 B
Markdown

# volon'ondry
volon'ondry izay ampiasaina anamboafrana fitafiana
# rongony
zava-maniry izay ampiasaina hanaovana lamba ny kofehiny
# miasa an-kafaliana amin'ny tanany
Ny teny hoe "an-kafaliana" dia mety mamaritra ny 1) fahatsapany eo am-piasana, na 2) ny fahatsapany mahakasika ilay volon'ondry sy ilay rongony: "amin'ny tanany izay eo amin'ny zavatra izay ankafiziny atao"
# mpanao raharaham-barotra
Olona izy mivarotra sy mividy
# mizara ny asa ho an'ireo mpanompo vaviny
"milaza amin'ireo mpanompo vavy izay asa tokony ataon'ny tsirairay avy amin'ny andro iray"