plt_tn/pro/31/10.md

453 B

Iza no afaka mahita vehivavy mahay?

Mametraka fanontaniana ny mpanoratra mba hampisehoana fa manomboka fizarana vaovao izy. DH: "Tsy maro ny lehilahy afaka mahita vady mahay." na "Tsy maro ny lehilahy afaka mahita vady izay mahavita manao zavatra maro"

Ny lanjany dia mihoatra lavitra noho ny firavaka

"Sarobidy noho ny firavaka izy"

tsy hahantra mihitsy izy

Io fanalefahan-kevitra io dia azo atao hoe DH: "ho azony mandrakariva izay ilainy"