# Iza no afaka mahita vehivavy mahay? Mametraka fanontaniana ny mpanoratra mba hampisehoana fa manomboka fizarana vaovao izy. DH: "Tsy maro ny lehilahy afaka mahita vady mahay." na "Tsy maro ny lehilahy afaka mahita vady izay mahavita manao zavatra maro" # Ny lanjany dia mihoatra lavitra noho ny firavaka "Sarobidy noho ny firavaka izy" # tsy hahantra mihitsy izy Io fanalefahan-kevitra io dia azo atao hoe DH: "ho azony mandrakariva izay ilainy"