forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
658 B
Markdown
12 lines
658 B
Markdown
# manandratra ny masony ... fisandratan'ny hodi-masony
|
|
|
|
Ireo teny roa ireo dia ilazana ny olona izay mihevi-tena ho tsara kokoa noho ny hafa. Ny masony dia mampiseho fa mirehareha izy ireo, ary ny fomba fijeriny ny hafa dia mampiseho fa mihevi-tena ho tsara noho ireo olona hafa ireo izy.
|
|
|
|
# Misy taranaka izay sabatra ny nifiny, ary ny vazany tahaka ny antsy, mba handrapahany ny mahantra ... ary ny ory
|
|
|
|
Ny vahoakan'ny taranaka izay milaza zavatra tena mandratra dia resahina toy ny hoe bibidia misy nify sy vazana vita amin'ny sabatra sy antsy, ary hanin'izy ireo ny mahatra sy ny ory.
|
|
|
|
# valanoranony
|
|
|
|
ny taolana eo amin'ny tarehy izay hanirian'ny nify
|