forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Alaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga
|
|
|
|
Ireo mety hoe heviny dia 1) "Aza avela hiteny zava-poana sy lainga amiko ny olona" na 2) "Aza avela hiteny zava-poana sy lainga aho"
|
|
|
|
# zava-poana
|
|
|
|
teny diso, tsy misy ilàna azy
|
|
|
|
# Aza omena ahy na ny fahantrana na ny harena
|
|
|
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra mivaingana izay azon'ny olona iray omena ny hafa ny "fahantrana" sy "harena"—anarana izay azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "Aza avela hahatra na hanakarem-be aho"
|
|
|
|
# raha manana be loatra aho, dia mety handà anao ka hiteny hoe
|
|
|
|
Io dia mamaritra toe-javatra mbola petra-kevitra izay tsy nitranga fa mety hitranga raha lasa mpanan-karena ilay mpanoratra.
|
|
|
|
# raha tonga mahantra aho, dia mety hangalatra ka handoto ny anaran'ny Andriamanitro
|
|
|
|
Io dia mamaritra toe-javatra mbola petra-kevitra izay tsy nitranga fa mety hitranga raha lasa mahantra ilay mpanoratra.
|
|
|
|
# mety hangalatra ka handoto ny anaran'ny Andriamanitro
|
|
|
|
"Mety hahatonga ireo olona izay mahalala ny fangalarako zavatra hivevitra aho fa tsy misy Andriamanitra" na "Mety hanimba ny lazan'Andriamanitra amin'ny fangalarana aho"
|