plt_tn/pro/30/05.md

520 B

Voazaha toetra

Ny teny dia resahina toy ny hoe vy izay mila olona hanadao ny singa maloto hiala aminy. DH: "tahaka ny vy sarobidy izay nanesoran'ny olona ny singa tsy misy ilàna azy rehetra"

ampinga ho an'ireo izay mialoka aminy Izy

Ny teny hoe "ampinga" dia sarinteny ilazana ny zavatra izay miaro ny olona iray. DH: "miaro ireo izay tonga ka mangataka Azy mba hiaro azy ireo Izy"

manampy amin'ny teniny

milaza mihoatra izay nolazainy

ho voaporofo fa

Io dia azo atao hoe DH: "ho porofoiny fa ianao dia"