# Voazaha toetra Ny teny dia resahina toy ny hoe vy izay mila olona hanadao ny singa maloto hiala aminy. DH: "tahaka ny vy sarobidy izay nanesoran'ny olona ny singa tsy misy ilàna azy rehetra" # ampinga ho an'ireo izay mialoka aminy Izy Ny teny hoe "ampinga" dia sarinteny ilazana ny zavatra izay miaro ny olona iray. DH: "miaro ireo izay tonga ka mangataka Azy mba hiaro azy ireo Izy" # manampy amin'ny teniny milaza mihoatra izay nolazainy # ho voaporofo fa Io dia azo atao hoe DH: "ho porofoiny fa ianao dia"