plt_tn/pro/30/01.md

24 lines
700 B
Markdown

# Agora ... Jake ... Itiela ... Okala
Anaran-dehilahy ireo.
# Agora zanak'i Jake
Zanak'i Jake ara-bakiteny io, fa tsy zafiny akory.
# Itiela io lehilahy io, tamin'i Itiela sy Okala
"tamin'i Itiela—izany hoe, tamin'i Itiela sy Okala"
# tokoa
"Azo antoka fa" na "Tsy misy fisalasalana fa"
# tsy manana ny fahazavan-tsain'ny olombelona aho
Ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Tsy mahatakatra na inona na inona araka izay tokony hahatakaran'ny olombelo izany aho"
# na manana ny fahalalana ilay Iray Masina
Ny anarana hoe "fahalalana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "na tena mahafantatra na inona na inona momba ilay Iray Masina"