plt_tn/pro/30/01.md

700 B

Agora ... Jake ... Itiela ... Okala

Anaran-dehilahy ireo.

Agora zanak'i Jake

Zanak'i Jake ara-bakiteny io, fa tsy zafiny akory.

Itiela io lehilahy io, tamin'i Itiela sy Okala

"tamin'i Itiela—izany hoe, tamin'i Itiela sy Okala"

tokoa

"Azo antoka fa" na "Tsy misy fisalasalana fa"

tsy manana ny fahazavan-tsain'ny olombelona aho

Ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Tsy mahatakatra na inona na inona araka izay tokony hahatakaran'ny olombelo izany aho"

na manana ny fahalalana ilay Iray Masina

Ny anarana hoe "fahalalana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "na tena mahafantatra na inona na inona momba ilay Iray Masina"