plt_tn/pro/29/25.md

789 B

Ny tahotry ny olona dia mahatonga fandrika

Ny fatahorana izay mety ho ataon'ny olona dia resahina toy ny hoe manitsaka fandrika. DH: "Izany rehetra matahotra izay mety hataon'ny olona hafa aminy dia toy ny olona izay voa ao anaty fandrika"

fandrika

fandrika izay mahatratra ny biby amin'ny tady

izay matoky an'i Yaveh no ho voaaro

Io dia azo adika hoe DH: "Ho arovan'i Yaveh izay matoky Azy"

Maro ireo izay mitady ny tavan'ny mpanapaka

Ny teny hoe "tava" dia ilazana ny mpanapaka mihaino ny olona izay milaza aminy izay tiany ho ataony ka manao izany avy eo. DH: "Maro ny olona maniry ny mpanapaka azy ireo mba hihaino azy ireo"

avy amin'i Yaveh ny rariny ho an'ny olona iray

Yaveh, fa tsy olombelona mpanapaka, no hahita fa mitondra ny olona ara-drariny ny olona iray.