forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
789 B
Markdown
20 lines
789 B
Markdown
|
# Ny tahotry ny olona dia mahatonga fandrika
|
||
|
|
||
|
Ny fatahorana izay mety ho ataon'ny olona dia resahina toy ny hoe manitsaka fandrika. DH: "Izany rehetra matahotra izay mety hataon'ny olona hafa aminy dia toy ny olona izay voa ao anaty fandrika"
|
||
|
|
||
|
# fandrika
|
||
|
|
||
|
fandrika izay mahatratra ny biby amin'ny tady
|
||
|
|
||
|
# izay matoky an'i Yaveh no ho voaaro
|
||
|
|
||
|
Io dia azo adika hoe DH: "Ho arovan'i Yaveh izay matoky Azy"
|
||
|
|
||
|
# Maro ireo izay mitady ny tavan'ny mpanapaka
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "tava" dia ilazana ny mpanapaka mihaino ny olona izay milaza aminy izay tiany ho ataony ka manao izany avy eo. DH: "Maro ny olona maniry ny mpanapaka azy ireo mba hihaino azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# avy amin'i Yaveh ny rariny ho an'ny olona iray
|
||
|
|
||
|
Yaveh, fa tsy olombelona mpanapaka, no hahita fa mitondra ny olona ara-drariny ny olona iray.
|