plt_tn/pro/29/09.md

487 B

miady hevitra amin'ny

Ny mety ho dikany hafa dia "mankany amin'ny fitsarana hanohitra."

romotra izy ary mihomehy

Lasa tezitra mafy ilay adala ary mitady hanakana ny olon-kendry tsy hiteny na ny mpitsara tsy hitsara.

romotra

Miteny mafy sady mihendratrendratra ary mihozatrozatra amin'ny fihetsika mahery tahaka ny tafiotra mahery vaika.

tsy hisy fitsaharana

"tsy ho afaka ny handamina ilay olona izy ireo"

mifofo ny ain'ny

Fomba fiteny izay midika hoe "te hamono" io.