# miady hevitra amin'ny Ny mety ho dikany hafa dia "mankany amin'ny fitsarana hanohitra." # romotra izy ary mihomehy Lasa tezitra mafy ilay adala ary mitady hanakana ny olon-kendry tsy hiteny na ny mpitsara tsy hitsara. # romotra Miteny mafy sady mihendratrendratra ary mihozatrozatra amin'ny fihetsika mahery tahaka ny tafiotra mahery vaika. # tsy hisy fitsaharana "tsy ho afaka ny handamina ilay olona izy ireo" # mifofo ny ain'ny Fomba fiteny izay midika hoe "te hamono" io.