plt_tn/pro/29/01.md

464 B

manamafy ny hatony

"manohitra fananara"

ho rava ao anatin'ny fotoana fohy

Io dia azo atao hoe DH: "Ho potehin'Andriamanitra tampoka izy"

tsy misy fanasitranana

"ary tsy hisy afaka hanasitrana azy." Ny faharariana dia sarinteny ilazana izay mety ho toe-javatra ratsy rehetra. DH: "ary tsy hisy afaka hanampy azy"

misento ny olona

Mamoaka fofonaina ela sady mafy ny olona mba hampisehoana fa reraka sy malahelo. DH: "ho reraka sady malahelo ny olona"