plt_tn/pro/29/01.md

16 lines
464 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# manamafy ny hatony
"manohitra fananara"
# ho rava ao anatin'ny fotoana fohy
Io dia azo atao hoe DH: "Ho potehin'Andriamanitra tampoka izy"
# tsy misy fanasitranana
"ary tsy hisy afaka hanasitrana azy." Ny faharariana dia sarinteny ilazana izay mety ho toe-javatra ratsy rehetra. DH: "ary tsy hisy afaka hanampy azy"
# misento ny olona
Mamoaka fofonaina ela sady mafy ny olona mba hampisehoana fa reraka sy malahelo. DH: "ho reraka sady malahelo ny olona"