plt_tn/pro/28/01.md

12 lines
604 B
Markdown

# Nohon'ny fandikan-dalàn'ny tany
Ny anarana hoe "fandikan-dalàna" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Nohon'ny fandikan'ny tany ny lalàna"
# ny fandikan-dalàn'ny tany
Ilazana ny fahotan'ny olona monina ao amin'ny tany iray io. DH: "ny fandikan-dalàn'ny olona ao amin'ny tany iray"
# miaraka amin'ny olona manana fahazavan-tsaina sy fahalalana
Ny fampahafantarana ambadik'izany dia mpanapaka na mpitarika io olona io. Azo adika amin'ny endrika matoanteny ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" sy "fahalalana." DH: "miaraka amin'ny olona izay mahatakatra sy mahalala ny fomba fitondrana"